Vonjeo ny taninay (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kkhnwyc O ry mpamonjy tsara oh! Vonjeo ny taninay oOoh
Mba tahio re ny tanindrazanay
Jehovah oh mba hazavao ity nosinay
Ity firenena izay malemy ity
Havaozy ho aminao
Mba ho mpanara-dia
Vonoy, ny asa izay malotoloto
Esory, ireo izay misakana tsy handroso
Mba hihatsara
Taratry ny Mazava
Ny nnvfvf fifankalana sy ny adiady
Mba tononkira.serasera.org esory aminay Malagasy
Vonjeo ity taninay
Izay honenanay
Ka tariho lalandava
Vonjeo ity nosinay
mba hanjakao ao
Izay asan'ny mazava
Vonjeo ity taninay
Izay honenanay
Ka tariho lalandava
Vonjeo ity nosinay
mba hanjakao ao
Izay asan'ny mazava
Oh ry mpamonjy sgfsry tsara oh! Vonjeo ny taninay
Mba tahio re ny tanindrazanay
Jehovah oh mba hazavao ity nosinay
Ity firenena izay malemy ity
Havaozy ho aminao
Mba ho mpanara-dia
Vonoy, ny asa izay malotoloto
Esory, ireo izay misakana tsy handroso
Mba hihatsara
Taratry ny Mazava
Ny nnvfvf fifankalana sy ny adiady
Mba tononkira.serasera.org esory aminay Malagasy
Vonjeo ity taninay
Izay honenanay
Ka tariho lalandava
Vonjeo ity nosinay
mba hanjakao ao
Izay asan'ny mazava
Vonjeo ity taninay
Izay honenanay
Ka tariho lalandava
Vonjeo ity nosinay
mba hanjakao ao
Izay asan'ny mazava
Oh ry mpamonjy sgfsry tsara oh! Vonjeo ny taninay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 1755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rukbat16
Date : 25/01/2015 18:59
