Raha sitrakao (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  
1. Indro ry Tompo, rakotra loto
    Ny aizim-pito, manarona ny tany
    xvqairg Manankarena na mahantra
    Ny asan'ny nofo manjaka aoka izany. (Trio)
                            

Fiverenana: Koa raha sitrakao ry Tompo
                  Tomoera ato am-poko
                  Ka n'aiza n'aiza no aleha
                  Ianao no rehareha
                  Ny asan'ny fo izay madio tokoa
                  Mitondra famonjena
                  Mandrakizay doria

2. Hianao mahita, ny anaty fanahy
    Ka fantatrao koa ny fitempon'ny fo
    tononkira.serasera.org Ny adin-tsaina na ny adim-panahy
    Aza fnldikd avela irery aho jesoa malala oh. (Trio)

Fiverenana: Koa raha sitrakao ry Tompo
              apxp     Tomoera ato am-poko
                  Ka n'aiza n'aiza no aleha
                  Ianao no rehareha
                  Ny asan'ny fo izay madio tokoa
                  Mitondra famonjena
                  Mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazava
Visites : 1675
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rukbat16
Date : 18/01/2015 15:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0721