HAFA IHANY (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hatrizay ka hatram’izao
Fitiavana tsy kilalao
No nitiavanao ahy
‘Zay mambabo fanahy
Tsy afaka ao am-bavako cypn ao
Indrindra fa ny Anaranao
dvwt Ka na inona sedraina
tononkira.serasera.org Ny Anaranao deraina e!
Réf: Hafa ihany manana Anao
Mahita fifaliana, lavi-pahoriana e
Fiderana fiainam-baovao
No fiainako izao miaraka Aminao
2-Nitia ahy foana Ianao
Tiaviko ihany koa izao
Ho deraiko lalandava
Ny Anaranao malaza
Fa tsy misy toa Anao
Eto an-tany na any an-danitra
Fa Ianao manjaka izao
Ianao no Andriamanitra
Réf: Hafa ihany manana Anao
Mahita fifaliana, lavi-pahoriana e
Fiderana fiainam-baovao
No zjuz fiainako izao miaraka Aminao
Fitiavana tsy kilalao
No nitiavanao ahy
‘Zay mambabo fanahy
Tsy afaka ao am-bavako cypn ao
Indrindra fa ny Anaranao
dvwt Ka na inona sedraina
tononkira.serasera.org Ny Anaranao deraina e!
Réf: Hafa ihany manana Anao
Mahita fifaliana, lavi-pahoriana e
Fiderana fiainam-baovao
No fiainako izao miaraka Aminao
2-Nitia ahy foana Ianao
Tiaviko ihany koa izao
Ho deraiko lalandava
Ny Anaranao malaza
Fa tsy misy toa Anao
Eto an-tany na any an-danitra
Fa Ianao manjaka izao
Ianao no Andriamanitra
Réf: Hafa ihany manana Anao
Mahita fifaliana, lavi-pahoriana e
Fiderana fiainam-baovao
No zjuz fiainako izao miaraka Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 4604
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 29/04/2018 09:32
