Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAMINDRAM-PO (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masina Ianao Ray ô!
Fa Masina Ianao
Masina Ianao Tompo ô!
Fa Masina Ianao
Fa tombotsoa tokoa, tsara sy mahasoa
Manana Anao ry Ray, mitoetra anatinay
Nandresy lahatra ahy ny fitiavanao
K’ataoko anatra ny famindram-ponao
K’ataoko anatra ny famindram-ponao
Tompo ô ! Tsy takatry ny saina tokoa
Ny halehiben’ny voninahitrao Tsitoha
Zay mitady isan'andro ny mahasoa anay
Ny famindram-ponao tsy hay faritana ry Ray
2- Masina Ianao Ray ô!
vplmcnf Fa Masina Ianao
Masina Ianao Tompo ô!
Fa Masina Ianao
Ifonako tokoa ‘reo ditra teo aloha
Soloy fo vaovao ny ao anatiko ao
Miankohoka Aminao ‘zahay ry Tomponay
Fa Masina Ianao ry Andriamanitray
Fa Masina Ianao ry Andriamanitray
Tompo ô ! Tsy takatry ny saina tokoa
Ny tononkira.serasera.org halehiben’ny voninahitrao Tsitoha
Zay xzjof mitady isan'andro ny mahasoa anay
Ny famindram-ponao tsy hay faritana pilhoz ry Ray
Fa Masina Ianao
Masina Ianao Tompo ô!
Fa Masina Ianao
Fa tombotsoa tokoa, tsara sy mahasoa
Manana Anao ry Ray, mitoetra anatinay
Nandresy lahatra ahy ny fitiavanao
K’ataoko anatra ny famindram-ponao
K’ataoko anatra ny famindram-ponao
Tompo ô ! Tsy takatry ny saina tokoa
Ny halehiben’ny voninahitrao Tsitoha
Zay mitady isan'andro ny mahasoa anay
Ny famindram-ponao tsy hay faritana ry Ray
2- Masina Ianao Ray ô!
vplmcnf Fa Masina Ianao
Masina Ianao Tompo ô!
Fa Masina Ianao
Ifonako tokoa ‘reo ditra teo aloha
Soloy fo vaovao ny ao anatiko ao
Miankohoka Aminao ‘zahay ry Tomponay
Fa Masina Ianao ry Andriamanitray
Fa Masina Ianao ry Andriamanitray
Tompo ô ! Tsy takatry ny saina tokoa
Ny tononkira.serasera.org halehiben’ny voninahitrao Tsitoha
Zay xzjof mitady isan'andro ny mahasoa anay
Ny famindram-ponao tsy hay faritana pilhoz ry Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 2521
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : musertech.ir
Date : 06/06/2019 10:46
