Sambatra (Tanjona Randrianarivelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somary menatra ihany aho tany am-boalohany,
Ny hamboraka aminao izay avy ao am-po,
Kanefa mavaivay mila tsy ho zakako,
K'aleo lazaiko ihany sao cpbcd hanenenako.

Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany.

Efa nitia ihany moa 'za tany aloha,
F'izay notiavina toa nandratra avokoa,
Dia nisy fotoana nandratra ihany koa,
Fa raha ianao kosa aloha ho kolokoloiko,

Mandrevirevy anao foana aho alohan'ny hatory,
Nefa ny fisiako aza toa vencvhw hajoh hainao akory,
Ka izay indrindra no antony ilazako izao,
Hoe malala ah? Tena tononkira.serasera.org tiako ianao

Hoe hatr'izay tsy mba nahatsapa ohatr'izany,
Hoe tsy mahajery olon-kafa hafa tsy ianao ireo ihany,
Raha ianao angamba no anjarako, za no sambatra indrindra eto an-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanjona Randrianarivelo
Visites : 1998
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 01:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315