Resinao Jesoa ô (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fitiavam-be natolotrao
Tamin'ny Ranao nalatsakao
'Zay nitondra aina vao, mba hamonjenao ny olonao
Faly izahay fa avotra tamin'ny otanay.
FIV : Resinao Jesoa ô ! Ny atahoranay
Fa nitsangana tononkira.serasera.org Ianao sy naneho fa
Tompo sy Andriamanitra.
2. Nomen'ny Ray ho anay Ianao
Mba tsy ho very izay mino Anao
Fa hiaina sambatra amin'ny fiaina-mandrakizay
Novahanao ny Lanitra ho fonenanay.
FIV : Resinao Jesoa ô ! ......
3. Be ireo mandà szdixin ny momba Anao
Sy ireo tsy mino ny plyaw herinao
Fa 'zahay kosa re dia rjymd resy lahatra amin'ny hoe :
"Ianao, Jesoa, nandresy ny fahafatesana".
FIV : Resinao Jesoa ô ! .......
Tamin'ny Ranao nalatsakao
'Zay nitondra aina vao, mba hamonjenao ny olonao
Faly izahay fa avotra tamin'ny otanay.
FIV : Resinao Jesoa ô ! Ny atahoranay
Fa nitsangana tononkira.serasera.org Ianao sy naneho fa
Tompo sy Andriamanitra.
2. Nomen'ny Ray ho anay Ianao
Mba tsy ho very izay mino Anao
Fa hiaina sambatra amin'ny fiaina-mandrakizay
Novahanao ny Lanitra ho fonenanay.
FIV : Resinao Jesoa ô ! ......
3. Be ireo mandà szdixin ny momba Anao
Sy ireo tsy mino ny plyaw herinao
Fa 'zahay kosa re dia rjymd resy lahatra amin'ny hoe :
"Ianao, Jesoa, nandresy ny fahafatesana".
FIV : Resinao Jesoa ô ! .......
--------
Lien:
Commentaires
Black7
(
03/03/2026 06:49)
Hira mikasika ny Fitsanganan-ko velona
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 141
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 03/03/2026 06:49
