Kanefa Tompo (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ifonako acodi eto imasonao ry Tompoko
  Ireo hadisoana vita adalana nataoko
Hiezaka aho anefa tsy hamerina hanindroa
Hivalozako ireo adalana vitako

Ref:
Kanefa tompo o! Mila ny herinao
Hanatontosako ireo asa aman-draharaha
Tsy ny sitrako anefa no aoka ataonao
F'ireo tononkira.serasera.org fantatrao fa mety ahasoa ahy

Kanefa tompo o! Mila anao
Hanatontosako ireo asa aman-draharaha
Tsy ny sitrako no aoka atao
F'ireo fantatrao fa mety ahasoa ahy.

2- Inoako anefa Tompo fa tsy ho lavinao
Sambatra ny fo ravoravo ny fanahy
Hanandratra lbmos hatrany ny voninahitrao
Mandram-pialako eto an-tany nomenao ahy.
Ref:
Kanefa...

Mpanoratra: M Michael G
    wiaok                Ny Antso
Slk Miantsa Andafiavaratra Tranovato 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Miantsa ATV
Visites : 269
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LalainaRakoto
Date : 24/03/2026 07:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295