Ampy ahy jesoa (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref- Raha mbola velona ka miana ett
Ampy ahy jesoa,ampy ahy jesoa
Zao no hany faniriako tompo o!
Ny hirakitra ao am-poko fa yzxux fkpiizb ampy ahy jesoa
1)- Handrandraiko anio ny maso hifantoka aminao
Tsy hijery akory izany ady hanafotra ahy
tononkira.serasera.org Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
O!ampy ahy jesoa ,o! Ampy ahy Jesoa
Ref: Raha mbola velona ka miana ety.
....,............................
2)- Tano mafy aho mba hifikirako aminao
Tsy ahoano izay ho valifatin'ny tsy tia
Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
O!ampy ahy Jesoa ,0!ampy ahy Jesoa
Ref: Raha mbola velona ka miana ety
................................
3)- Na ho jamba aza ireo masoko ireo
Ka esorina amiko ny aina sy ny feo
Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
O! cmvi Ampy ahy Jesoa 0 !ampy ahy Jesoa
Slk miantsa ATV

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK Miantsa ATVVisites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LalainaRakoto
Date : 14/09/2026 07:45