Ampy ahy jesoa (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref- Raha mbola velona ka miana ett
     Ampy ahy jesoa,ampy ahy jesoa
     Zao no hany faniriako tompo o!
     Ny hirakitra ao am-poko fa ampy ahy jesoa
1)- Handrandraiko anio ny maso hifantoka aminao
     Tsy wsdcyxak hijery akory izany ady hanafotra ahy
     Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
     O!ampy ahy jesoa ,o! Ampy ahy Jesoa

Ref: Raha mbola velona ka miana ety.
....,............................

2)- Tano mafy aho mba hifikirako aminao
      Tsy ahoano izay ho valifatin'ny tsy tia
       Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
        O!ampy ahy Jesoa ,0!ampy ahy Jesoa

Ref: Raha mbola velona ka miana ety
................................

3)- Na ho jamba aza ireo masoko ireo
     Ka esorina amiko ny aina sy fvydyz ny feo
  ouoqcai    Ny hany hitalahoako sy angatahiko aminao
    O! Ampy tononkira.serasera.org ahy Jesoa 0 !ampy ahy Jesoa
Slk miantsa ATV

    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Miantsa ATV
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 14/09/2026 07:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.027