Voavidin-drany (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eepdmzwc tononkira.serasera.org Voavidin-drany hianao e
Moa ve mba fantatrao
NY hirifirin'izay niaretany
Fa tiany loatra kkxkrbm hianao?
Fa raha ny fikasany
Tsy hisy izay ho very
Fa io  safidinao
Koa raha tsy mino hianao
Honena anao ny fony

K'aza manjehy ny andro lava
Sao hanenina ao am-para
Hekeo ankehitrio
NY dwgu famonjeny fa VOAVIDINDRANY HIANAO

Raha sendra fahoriana
Ka mety handreram-po
Dia hatrakao ny loha, banjino ny tsitoha
Fa izy hanampy anao
Ny Zanany aza moa
Nafoiny noho hianao
Dia izay ho hoanina
Sy ho fitafinao
Omeny anao ireny

K'aza manjehy ny andro lava....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357