Voavidin-drany (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voavidin-drany hianao e
Moa ve mba fantatrao
NY hirifirin'izay niaretany
Fa tiany fmxzz loatra hianao?
Fa raha ny fikasany
Tsy hisy izay ho very
Fa io tononkira.serasera.org  safidinao
Koa raha tsy mino hianao
Honena ztyrbpra anao ny fony

K'aza manjehy ny andro lava
Sao hanenina ao am-para
Hekeo ankehitrio
NY famonjeny fa VOAVIDINDRANY HIANAO

Raha sendra fahoriana
Ka mety handreram-po
Dia hatrakao ny loha, banjino ny tsitoha
Fa izy hanampy anao
Ny Zanany aza moa
Nafoiny noho hianao
Dia izay ho hoanina
Sy ho fitafinao
Omeny anao ireny

K'aza manjehy zhignr ny andro lava....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2019