Fifaliana (SALOMA Ambolokandrina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana lehibe
ange ny anio,
Fifaliana lehibe
Ka tena tadidio.
Fa teraka anio i Kristy,
Ho fanavotana,
Anao izay nania.
Ka andeha isika,
Hiara-hihira hoe :
"Voninahitra ho amin'ny avo,
Fiadanana ho an'ny olona rehetra"
Ouh ouh ouh ouh ouh
Fifaliana lehibe,
Ange ny anio.
Fifaliana lehibe,
Ka tena tadidio.
Fa teraka anio i kristy
ho fanavotana anao izay nania.
Ka andeha isika hiara hihira hoe :
"Voninahitra ho amin'ny avo,
Fiadanan jjtcvdzi ho an'ny olona rehetra,
Izay ankasitrahany"
Ianao ilay teraka androany
no Tompoinay
Ianao ilay fxlldds teraka androany
no ho derainay,
Ianao ilay teraka androany
no ho derainay
ka isaoranay amin'ny zqni avo indrindra
ny tononkira.serasera.org anaranao
fa voavonjinao sy avotrao
Izahay
ange ny anio,
Fifaliana lehibe
Ka tena tadidio.
Fa teraka anio i Kristy,
Ho fanavotana,
Anao izay nania.
Ka andeha isika,
Hiara-hihira hoe :
"Voninahitra ho amin'ny avo,
Fiadanana ho an'ny olona rehetra"
Ouh ouh ouh ouh ouh
Fifaliana lehibe,
Ange ny anio.
Fifaliana lehibe,
Ka tena tadidio.
Fa teraka anio i kristy
ho fanavotana anao izay nania.
Ka andeha isika hiara hihira hoe :
"Voninahitra ho amin'ny avo,
Fiadanan jjtcvdzi ho an'ny olona rehetra,
Izay ankasitrahany"
Ianao ilay teraka androany
no Tompoinay
Ianao ilay fxlldds teraka androany
no ho derainay,
Ianao ilay teraka androany
no ho derainay
ka isaoranay amin'ny zqni avo indrindra
ny tononkira.serasera.org anaranao
fa voavonjinao sy avotrao
Izahay
--------
Lien:
Commentaires
lovyaru
(
21/11/2014 07:28)
Hira Noely 2014
A/C : Ro'Bel
A/C : Ro'Bel
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALOMA AmbolokandrinaVisites : 2170
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovyaru
Date : 21/11/2014 07:29
