Mikaiky (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikaiky anao izahay zanahary
fa mafy raha ny ady izay mahazo anay aty
zaka jiaby atao tsy ymvyrqgc misy manjary
fa ianao no raiky toa ndto tavandranay
Impiry moa izahay no te geusn hanantona anao
maniry mba te hanana fiainana vaovao
ka hatramin'izao dia indro tsapanay
Fa tononkira.serasera.org ianao no mendrika ho mpitarika anay
Ireo ditra poaai izay fanaonay taloha
hafoinay, ilaozanay fa tsy mahasoa
fa lalam-baovao no indro izoranay
tsy hijanona raha tsy tonga eo antratranao ry Ray
Mikaiky anao, tena mitalaho
o! Mba jereo f'aza avela ho irery
raiso re Jeso,o! Mba hiantrao
tantano anilanao izahay fa sao dia very

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 1308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:30