Mikaiky (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikaiky anao izahay zanahary
fa mafy raha ny ady izay mahazo anay aty
zaka jiaby atao tsy misy manjary
fa ianao no raiky toa ndto tavandranay
Impiry moa izahay no te hanantona anao
maniry mba te hanana fiainana vaovao
ka hatramin'izao dia indro tsapanay
Fa ianao no mendrika ho mpitarika anay
Ireo ditra izay fanaonay taloha
hafoinay, negs ilaozanay fa tsy mahasoa
fa lalam-baovao no indro izoranay
tsy hijanona raha tsy tonga eo antratranao ry Ray
Mikaiky anao, tena mitalaho
o! Mba jereo f'aza hvcfeymy avela ho irery
raiso re Jeso,o! ultgva Mba hiantrao
tantano anilanao izahay fa sao dia tononkira.serasera.org very
fa mafy raha ny ady izay mahazo anay aty
zaka jiaby atao tsy misy manjary
fa ianao no raiky toa ndto tavandranay
Impiry moa izahay no te hanantona anao
maniry mba te hanana fiainana vaovao
ka hatramin'izao dia indro tsapanay
Fa ianao no mendrika ho mpitarika anay
Ireo ditra izay fanaonay taloha
hafoinay, negs ilaozanay fa tsy mahasoa
fa lalam-baovao no indro izoranay
tsy hijanona raha tsy tonga eo antratranao ry Ray
Mikaiky anao, tena mitalaho
o! Mba jereo f'aza hvcfeymy avela ho irery
raiso re Jeso,o! ultgva Mba hiantrao
tantano anilanao izahay fa sao dia tononkira.serasera.org very
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 1242
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:30
