Manapa-kevitra (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e
Anjaranao ny manapa-kevitra baba tononkira.serasera.org o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e


Ny famantarana efa nomeny anareo
Ny zava-drehetra dia efa fantatrareo
Ireo famantarana nifandimby niseho
K'inon'indray ary no andrasanareo

Raiso ny antsony ka valio
Aza miandry ny ampitso re fa anio

Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e
Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e


Anjaranao ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e
Anjaranao ny manapa-kevitra zoky asozfj o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e

Aza eyjbb manjehy ny andro ho lava zoky e
Ka ny hery sy tanjaka no atao ho toky e
Reny anie ka mandalo mihelina ihany
Tsy aharitra ela fa tsy ho rimilh ela dia ho lany

Ny hoavin'ny fiainana mba jereo
Ny antson'Ny Tompo re mba ekeo


Anjaranao ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e
Anjaranao ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e

Anjaranay ny manapa-kevitra niany e ( 4 )
Anjaranao ny manapa-kevitra niany e ( 4 )
Anjarantsika manapa-kevitra niany e ( 4 )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROHAMA
Visites : 3078
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : SariakaAndriatiana
Date : 22/03/2016 11:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.101