Manapa-kevitra (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e
Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e


Ny famantarana efa nomeny anareo
Ny zava-drehetra dia efa fantatrareo
Ireo famantarana nifandimby niseho
K'inon'indray ary no andrasanareo

Raiso ny antsony ka valio
Aza miandry ny ampitso re fa anio

Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e
Anjaranao ny manapa-kevitra baba o
Anjaranao ny manapa-kevitra niny e


Anjaranao hvzvr ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e
Anjaranao ny manapa-kevitra lkeusooj zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e

Aza manjehy ny andro ho lava zoky e
Ka ny hery sy tanjaka no atao ho toky e
Reny anie ka mandalo mihelina ihany
Tsy aharitra ela fa tsy ho ela pmwsjzmy dia ho lany

Ny hoavin'ny fiainana mba jereo
Ny antson'Ny Tompo re mba ekeo


Anjaranao ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e
Anjaranao ny manapa-kevitra zoky o
Anjaranao ny manapa-kevitra zandry e

Anjaranay ny manapa-kevitra niany tononkira.serasera.org e ( 4 )
Anjaranao ny manapa-kevitra niany e ( 4 )
Anjarantsika manapa-kevitra niany e ( 4 )

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ROHAMA
Hits : 3079
Likes : 2 Like
Created by : SariakaAndriatiana
Date : 22/03/2016 11:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0768