Hosana (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Hosana tononkira.serasera.org x8
'Sandrato mafy ny Dera sy laza
Mihirà finaritra
'Velao hitaratra ny hazavany
Hosana, Hosana Hosana

Eo Aminao Ray, tsisy haharesy anay
Manàvota anay, cswflu Mialà ry satana
Ref :

Tonio ny fonay, raha fehtqwl mahalahelo eny
Manàvota anay, Mialà ry satana
Ref :

Mianko(ho)fa ihany
Ny anio sy ny hoavy
Manavota anay,
Mialà xydkths ry satana
Ref x2

Hosana x

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0817