Mifalia (Ex Noely Manga) (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mifalia, Mihobia
Ianao 'zay tonga eto izao
Satria tombom-pitia
Nomen'i Jesôsy anao

REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy

Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao

2) Dia asandrato
Re ny hira fiderana
Ka araho lamako
Tsofy ny anjomara

REF:
Maro mantsy no maniry
Ho tonga eto, nefa indrisy
F'ianao kosa dia voafidy
Tsy kisendrasendra mihintsy

Mifalia fa izao
Fantatr'i Jesôsy ianao

SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Vangy : 166
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 22/05/2025 12:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0694