Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAIVO (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry aho, niherikerika foana teny
Fa aiza ianao? Aiza ianao?
Nijery, nitazana ny lalanao
Tsy tonga ianao, tononkira.serasera.org tsy avy ianao, anhan!
Nangasihasy irery aho
Nanganohano re ny masoko
La la la la la! La la la! Irery, ankona
Fantatro fa tia ahy ianao
Izaho koa tia anao, izaho tia anao
Henoko reninao tsy mankasitraka ahy
Misakana antsika roa tsy hiaraka
Anhan!
Heveriny aho ho adala
Ratsy toetra sy fanahy
Aza sgdyfmie mitsara olona ivelany bdfhquh ianao
Sahirana aho hijanona sa hiditra?
Misalasala, sadaikatra aho
Ianao mbola ambany fifehezan-dreninao
Tsy afaka manoatra ianao
Anhan!
Ny disadisan-dreninao
Raha mbola mitohy foana
Handray fanapahan-kevitra aho any rpwegrow aoriana
Aza tsiny,
Any aoriana, any aoriana...
Fa aiza ianao? Aiza ianao?
Nijery, nitazana ny lalanao
Tsy tonga ianao, tononkira.serasera.org tsy avy ianao, anhan!
Nangasihasy irery aho
Nanganohano re ny masoko
La la la la la! La la la! Irery, ankona
Fantatro fa tia ahy ianao
Izaho koa tia anao, izaho tia anao
Henoko reninao tsy mankasitraka ahy
Misakana antsika roa tsy hiaraka
Anhan!
Heveriny aho ho adala
Ratsy toetra sy fanahy
Aza sgdyfmie mitsara olona ivelany bdfhquh ianao
Sahirana aho hijanona sa hiditra?
Misalasala, sadaikatra aho
Ianao mbola ambany fifehezan-dreninao
Tsy afaka manoatra ianao
Anhan!
Ny disadisan-dreninao
Raha mbola mitohy foana
Handray fanapahan-kevitra aho any rpwegrow aoriana
Aza tsiny,
Any aoriana, any aoriana...
--------
Lien:
