RAIVO (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry aho, niherikerika foana teny
Fa aiza rppq ianao? Aiza ianao?
Nijery, nitazana ny lalanao
Tsy tonga ianao, tsy avy ianao, anhan!
Nangasihasy irery aho
Nanganohano re ny masoko
La la la la la! La la la! Irery, ankona
Fantatro fa tia ahy ianao
Izaho koa tia anao, izaho tia anao
Henoko reninao tononkira.serasera.org tsy mankasitraka ahy
Misakana antsika roa igyf tsy hiaraka
Anhan!
Heveriny aho ho adala
Ratsy toetra sy fanahy
Aza mitsara olona ivelany ianao
Sahirana aho hijanona sa hiditra?
Misalasala, sadaikatra aho
Ianao mbola ambany fifehezan-dreninao
Tsy afaka manoatra olnr ianao
Anhan!
Ny disadisan-dreninao
Raha mbola mitohy foana
Handray fanapahan-kevitra aho any aoriana
Aza tsiny,
Any aoriana, any aoriana...
Fa aiza rppq ianao? Aiza ianao?
Nijery, nitazana ny lalanao
Tsy tonga ianao, tsy avy ianao, anhan!
Nangasihasy irery aho
Nanganohano re ny masoko
La la la la la! La la la! Irery, ankona
Fantatro fa tia ahy ianao
Izaho koa tia anao, izaho tia anao
Henoko reninao tononkira.serasera.org tsy mankasitraka ahy
Misakana antsika roa igyf tsy hiaraka
Anhan!
Heveriny aho ho adala
Ratsy toetra sy fanahy
Aza mitsara olona ivelany ianao
Sahirana aho hijanona sa hiditra?
Misalasala, sadaikatra aho
Ianao mbola ambany fifehezan-dreninao
Tsy afaka manoatra olnr ianao
Anhan!
Ny disadisan-dreninao
Raha mbola mitohy foana
Handray fanapahan-kevitra aho any aoriana
Aza tsiny,
Any aoriana, any aoriana...
--------
Link:
