Tsy ho kivy (Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o! esory amiko ity kapoaka ity
Fa tena mangidy mafaitra koa
Ka mila tsy ho zaka intsony
Nefa na dia izany aza ny fangatahako Aminao
Dia aoka ny sitraponao anie no atao
     Satria Ianao no efa nanome toky ahy
      hoe ny zanako,ny asan'ny tanako
     Dia aoka ho adidiko hoy Ianao
      Ka resinao lahatra aho,noho izany hanaraka anao aho
    tononkira.serasera.org  Ary hankatò izay anatra efa nomenao ahy

REF:Tsy ho kivy intsony aho
         Fa manana anao
         japn Manohana ahy,raha sendra lavo aho
         Nampahery koa,sady nanoro,izay tokony ho natao
         Tsy hitomanu intsony aho
          Fa satria tinao,ary Ianao tsy hamela ffkwowz ahy ho irery
        ynnihqnr   Anatin'ny ady mamay sy sarotra


Satria Ianao no efa nanome toky ahy
hoe ny zanako,ny asan'ny tanako
Dia aoka ho adidiko hoy Ianao
Izany no tsy mahataitra ahy intsony
ny amin'ireo mpanenjika ahy
Satria Ianao mahalala izay hieverana ahy


Ref:.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny tsantan'ny famonjena FJKM Ambohidroa
Visites : 1568
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : robson.diamondra
Date : 07/04/2016 16:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393