Hobio Derao (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HOBIO DERAO

(CHŒUR D'HOMMES)
Injany ny feo manako avy any an-danitra
'Zay manambara ny fahaterahan-janaka
Zanak'i Maria dia Zanak'Andriamanitrao
Hobio derao !


(CHŒUR DE FEMMES)
Jereo ny kintana, kintana tokana
Fitarik'andro no fahazavan'ny alina
'Zay manambara ny fahaterahan'Ilay Mpamonjy
Hobio derao !

(ACCORD HOMME)
Kintana mamiratra
Mitondra hazavana
Ho ahy sy ho anao


(TRIOLET)
Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio tononkira.serasera.org dia anio
Ao Behetlehema

(DIATONIQUE BASS)
Fa Mpamonjy no teraka ho kokbholm anareo anio
Ao an-tanàna, an-tanànan'i Davida
Dia Kristy Tompo, dia Kristy Tompo
Ao Behetlehema


DIATONIQUE ENSEMBLE)
Voninahitra ho an'Andriamanitra
Any amin'ny Avo, ho any an-danitra
Ary fiadanana ho an'ny olona
Ankasitrahana

    anhzxps      nhzk                         ROAN SHERZO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 7
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SHERZO
Date : 08/08/2026 22:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383