Aza mifanaratsy (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty misy tantara
ambarako anao
izay niainan'ireo mpino
taloha ela tany e!
izy ireo dia voalaza hoe
nifampiandany
vombaran'ny Teny fa tany Korinto
no niseho izany a!
Ny ankilany dia nilaza hoe
(izahay an'i Paoly e!)
Ny andaniny dia nilaza ovrnfdik jdchxwg fa
(izahay an'i Kefasy)
tsy nisy tao ny firaisan-tsaina
ka nampahonena
adinony angamba fa Jesosy anie
no nanao famonjena
Aza mifanaratsy e!
Aza mifanaratsy
fa samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Aza mifanaratsy e!
Aza mifanaratsy
fa samy zanaky ny Ray anie
Aza ppslyrkf mifanaratsy
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Hatramin'izao
androntsika izao e!
dia mbola mitranga ny toe-javatra
tahaka izany e!
Adihevitra etsy
Adihevitra eroa
indraindray dia fifamaliana
no iafarany a!
Ny ankilany dia milaza hoe
(ny anay ihany no marina)
Ny andaniny dia milaza fa
(diso ny anareo)
ireo tsy mpino nanatrika teo
sadaikatra ery
satria kristiana hono izy
tononkira.serasera.org nefa tsy mifankatia
Aza mifanaratsy e!
Aoka hifankatia
Fa samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Aza mifanaratsy e!
Aoka hifankatia
Fa samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
ambarako anao
izay niainan'ireo mpino
taloha ela tany e!
izy ireo dia voalaza hoe
nifampiandany
vombaran'ny Teny fa tany Korinto
no niseho izany a!
Ny ankilany dia nilaza hoe
(izahay an'i Paoly e!)
Ny andaniny dia nilaza ovrnfdik jdchxwg fa
(izahay an'i Kefasy)
tsy nisy tao ny firaisan-tsaina
ka nampahonena
adinony angamba fa Jesosy anie
no nanao famonjena
Aza mifanaratsy e!
Aza mifanaratsy
fa samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Aza mifanaratsy e!
Aza mifanaratsy
fa samy zanaky ny Ray anie
Aza ppslyrkf mifanaratsy
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
Aza mifanaratsy
Hatramin'izao
androntsika izao e!
dia mbola mitranga ny toe-javatra
tahaka izany e!
Adihevitra etsy
Adihevitra eroa
indraindray dia fifamaliana
no iafarany a!
Ny ankilany dia milaza hoe
(ny anay ihany no marina)
Ny andaniny dia milaza fa
(diso ny anareo)
ireo tsy mpino nanatrika teo
sadaikatra ery
satria kristiana hono izy
tononkira.serasera.org nefa tsy mifankatia
Aza mifanaratsy e!
Aoka hifankatia
Fa samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Aza mifanaratsy e!
Aoka hifankatia
Fa samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
Iray ny aina
Iray koa ny vatsy
samy zanaky ny Ray anie
aoka hifankatia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny FaniloVisites : 1698
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : naina.ifh73
Date : 29/07/2022 15:16
