Afa-baraka (Nantenaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afa -baraka aho marina mafy ,afa-baraka aho ho'a!
Afa -baraka aho marina mafy,afa-baraka aho ho'a!

Ho tapitra mantsy ity ny mandat,naha Député ahy
nefa azo isaina ny zavatra vita fampanantenana!
Ny fifidianana ity efa ho avy,fotoam-pitsarana !
Inona indray re ny lainga halahatro mba ahalany ahy?

Afa-baraka aho marina mafy,afa-baraka aho ho'a!
Afa-baraka aho marina mafy,afa-baraka aho ho'a!

Raha ny sezako aloha tsy ho avotsotro na dia ho tezitra ela!
Ny faniriako aza hiakatra ambony lhue ho lasa Président!
Na farafaharatsiny ho Goverinora (Gouverneur) ho tompon i Laka!
Fa ny tena tiako dia Amperora Mpanjakan ny Mpanjaka a!
Fa ny amperora mantsy lery lavidavitry ny empêchement !

Afa -baraka aho marina mafy ,afa-baraka aho ho'a!
Afa-baraka aho marina mafy, afa-baraka aho ho'a!

Raha lanjalanjaina ireo zavatra vita ,maivamaivana ihany !
Ny teti-bola iaraha mahita tsy ahavitana an'izany!
Ireo Mpanolon-tsaina Mpanoro vilana ho soloiko avy qipfc hatrany
Ny kabinetrako amboariko kely ho esoriko izay tsy mamely!

Afa-baraka aho marina mafy,afa-baraka aho ho'a!
Afa baraka aho marina mafy ,afa-baraka aho ho'a!

Raha ny Vahoaka dia qixvstx tsy te ahalala miandry ny Résultat!
Manaraka tsara ny toe-draharaha ka tambatambazo ihany tononkira.serasera.org lahy
Aza hitako lahy aza mahita ahy ka ho hisy ny empêchement!
Za ndray lehiretsy tsy hanaiky an'izany,tsy hiala ,tsy hiala aho ho'a!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nantenaina
Hits : 2873
Likes : 0 Like
Created by : herissoa
Date : 24/02/2015 23:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338