Mama Raozy (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Indraik'andro izeigny izaho
Nandalo tagny Vatomandry e!
Sendra mba mamangy havagna
Nahita an'i Maman'i Faly e!
Tanora maro no hitako tao
Tsara dia cojrj tsara koragna
Hay Mama Raozy no agnarany
Reny maro mahalala. (X2)
Ref:
Tsy ho adignoko arah ny fandalôvako tagny e!
Nahitako an'i Mama Raozy sy ireo havako jiaby e!
Hafaliagna nameno tratra no niainagna tononkira.serasera.org tany e!
Hirahira miampy gitara
Souvenir tegna tsara.
....
*Agny andro raika arôh
Mbôla yszg hiregnako akagny e!
Fa tsy mety ho adiniko ô!
Tantara mipetraka ho ahy e!
I Vatomandry dia tanagna tsara,
Nefa lavi-dalagna
Ka ny heritreritra amign'iarah
Tsy tagna vao mainga mankagny e! (X2)
Ref:
Tsy ho adignoko arah ny fandalôvako tagny e!
Nahitako an'i Mama Raozy sy ireo djlgd havako jiaby e!
Hafaliagna nameno tratra no niainagna tany e!
Hirahira miampy gitara
Souvenir tegna tsara.
....
Ref: ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NantenainaHits : 1502
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 28/06/2022 19:48