ny ranomasina (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ranomasina sy ny biby maro ao
Ny ala sy ny olona miaina ny fitiavanao
Velominao tononkira.serasera.org koloinao hilaza ny VONINAHITRAo koloinao tiavinao hanambara ny hasinao
Derainay ianao jesosy o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Derain'ny MASINA sy tompoin'ny olo-vaovao
Ny hfiy FAHASOAVANA dia zarainy aminao
Famindram-po lehibe tokoa
No omen'izay mino azy
Voavela koa ny ota taloha
Efa lasa izao ny ghkffhek andro taloha
Derainay ianao jesosy o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Raha tsara toetra ianao moa tsy ho miramirana
Raha ratsy TOETRA ianao tsy maintsy sahirana
Nefa ianao manapaka ny fatoran'ny ota
Lasa ianao mamitsaka. am-baravaran'ny ota
Derainay ianao yjnvlox jesosy o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NAINA
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SGAV
Date : 30/06/2026 17:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286