ny ranomasina (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ranomasina sy ny biby maro ao
Ny ala sy ny olona miaina ny fitiavanao
Velominao koloinao hilaza ny VONINAHITRAo koloinao tiavinao hanambara ny hasinao
Derainay ianao jesosy o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io vknj
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Derain'ny MASINA sy tompoin'ny olo-vaovao
Ny FAHASOAVANA dia zarainy aminao
Famindram-po lehibe tokoa
No omen'izay mino azy
Voavela koa ny ota taloha
Efa lasa izao ny andro taloha
Derainay ianao jesosy wxmrphq tononkira.serasera.org o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Raha tsara toetra ianao moa tsy ho miramirana
Raha ratsy TOETRA ianao wxdr tsy maintsy sahirana
Nefa ianao manapaka ny fatoran'ny ota
Lasa ianao mamitsaka. am-baravaran'ny ota
Derainay ianao jesosy o
Derainay ianao TOMPO o
Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

Ety an-tany io herinao io
Mandrava ny Asan'ny satana
Any an-danitra io herinao io
VONINAHITRA sy FAHAZAVANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 30/06/2026 17:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033