Efa nandre (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nandre ny antsonao ahoJesoa ka vonona aho manolo-tena izao dzbyqs inty ny foko raiso anjakao h’oanao Jeso
efa nandre ny feonao aho jesoa miantso hoe avia
ry ondriko avia midira ato am-balako ianao ho koloiko
ref:ty aho Jesoa manokatra ny foko anio maloto izy io
ka tiako hadio mba ho anao
fa fantatro f’ianao jesoa tsy hanosika ahy
ty tanako maniry hisarangotra an-tratranao
manafaka ny tahotra tononkira.serasera.org
Hay ve Jesoa hay ve ianao hay ve Jesoa efa aoapbktw ela
Ianao no niantso ahy hay ve iza no mody tsy nandre
fa sodokan-drendrarendra pgqhtgxc re mbola nandeha
hay ve Jesoa hay ve ianao hay ve jesoa efa ela ianao no niantso ahy ianao indray manambitamby ery tsy foinao ho very ity tenako naniry ho sambatra
auteur compositeur "Le Dany"

--------
Lien: