Efa nandre (Manafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nandre ny antsonao ahoJesoa ka tononkira.serasera.org vonona aho manolo-tena izao inty ny foko raiso anjakao h’oanao Jeso
efa nandre ny feonao aho jesoa miantso hoe avia
ry ondriko avia midira ato am-balako ianao ho koloiko
ref:ty aho Jesoa manokatra ny foko anio maloto izy io
     ka tiako hadio mba ho anao
    fa fantatro f’ianao jesoa tsy hanosika ahy
     ty tanako maniry hisarangotra  an-tratranao
    manafaka ny tahotra           whck    
Hay ve Jesoa hay ve ianao  hay vaopy ve Jesoa efa ela
Ianao no niantso ahy hay ve iza no mody tsy nandre
fa sodokan-drendrarendra re mbola nandeha
hay ve Jesoa hay ve ianao hay ve jesoa efa ela ianao no niantso ahy ianao indray manambitamby ery tsy foinao aclhpf ho very ity tenako naniry  ho sambatra

          auteur compositeur "Le Dany"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Manafi
Hits : 2686
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 08/03/2006 06:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4021