Diavolana (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
olvq (Hitanao ve diavolana!
Diavolana eo antokotaninay!)2e!e!

Dia mba hilazao RASOAMANAMBOLA
Fa ny foko anie ka tsy mba mety tola
Fa miandry azy!Fa miantso azy!
Andao hilalao!andao hanao...!

  (Meteza re fari-bolana
  Fari-bolana lkvoney eo antokotaninay)2e!e!

  Dia mba hilazao RASOAZANAMANGA
  Fa ny foko ange ka tsy mihambahamba
ftvrppb  Fa miandry azy!Fa miantso azy!
  Andao hilalao!andao hanao...!

(Elé-élé-éléctricité
Io no diavolana an-tanàna tononkira.serasera.org lehibe)2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 4787
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/11/2002 18:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352