Diavolana (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hitanao ve diavolana!
Diavolana eo tononkira.serasera.org antokotaninay!)2e!e!
Dia mba hilazao RASOAMANAMBOLA
Fa psjqr ny foko anie ka tsy mba mety tola
Fa miandry azy!Fa miantso dfadcp azy!
Andao hilalao!andao hanao...!
(Meteza re fari-bolana
Fari-bolana eo shqofsw antokotaninay)2e!e!
Dia mba hilazao RASOAZANAMANGA
Fa ny foko ange ka tsy mihambahamba
Fa miandry azy!Fa miantso azy!
Andao hilalao!andao hanao...!
(Elé-élé-éléctricité
Io no diavolana an-tanàna lehibe)2
Diavolana eo tononkira.serasera.org antokotaninay!)2e!e!
Dia mba hilazao RASOAMANAMBOLA
Fa psjqr ny foko anie ka tsy mba mety tola
Fa miandry azy!Fa miantso dfadcp azy!
Andao hilalao!andao hanao...!
(Meteza re fari-bolana
Fari-bolana eo shqofsw antokotaninay)2e!e!
Dia mba hilazao RASOAZANAMANGA
Fa ny foko ange ka tsy mihambahamba
Fa miandry azy!Fa miantso azy!
Andao hilalao!andao hanao...!
(Elé-élé-éléctricité
Io no diavolana an-tanàna lehibe)2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4789
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/11/2002 18:09
