Tsiaro an'i Adeline (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ety an-tany
Izay miseho tsy hampitomany
Fianana tsy maintsy hodiavina izay
Satria ny Tompo no mandahatra izay
           Maro ny asa teo koa ny adidy
           Mbola hatao satria efa nofinidy
           Lalana tsy maintsy hodivinay izao
           Na lasa i Neny ny asa hitohy hatrany

Refrain
Ireo efa vitany dia hotohizany hatrany
Satria fifankatiavana namela mamy
Indro navelany ho taratr’ilay
Asa ny Tompo tononkira.serasera.org natao hatrizay
Satria Izy Tompo mametra izay atao

Maro ny igcbtszf asa teo koa ny adidy
Mbola hatao satria efa nofinidy
Lalana tsy maintsy hodivinay izao
Na evpu lasa i Neny bzquh ny asa hitohy hatrany
( Refrain)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Les Adeline
Visites : 5766
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/02/2006 19:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735