Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsiaro an'i Adeline (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana ety an-tany
Izay miseho tsy hampitomany
Fianana tsy maintsy hodiavina izay
Satria ny Tompo no mandahatra izay
Maro ny asa teo koa ny adidy
tononkira.serasera.org Mbola hatao satria efa nofinidy
Lalana qlvkulb tsy maintsy hodivinay izao
Na lasa i Neny ny asa hitohy hatrany
Refrain
Ireo efa vitany dia hotohizany hatrany
Satria fifankatiavana namela mamy
Indro navelany ho taratr’ilay
Asa ny Tompo natao hatrizay
Satria Izy Tompo mametra izay atao
Maro ny asa teo koa ny adidy
Mbola hatao prsci satria efa nofinidy
Lalana tsy maintsy hodivinay izao
Na lasa i Neny ny asa hitohy xadv hatrany
( Refrain)
Izay miseho tsy hampitomany
Fianana tsy maintsy hodiavina izay
Satria ny Tompo no mandahatra izay
Maro ny asa teo koa ny adidy
tononkira.serasera.org Mbola hatao satria efa nofinidy
Lalana qlvkulb tsy maintsy hodivinay izao
Na lasa i Neny ny asa hitohy hatrany
Refrain
Ireo efa vitany dia hotohizany hatrany
Satria fifankatiavana namela mamy
Indro navelany ho taratr’ilay
Asa ny Tompo natao hatrizay
Satria Izy Tompo mametra izay atao
Maro ny asa teo koa ny adidy
Mbola hatao prsci satria efa nofinidy
Lalana tsy maintsy hodivinay izao
Na lasa i Neny ny asa hitohy xadv hatrany
( Refrain)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 5768
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 16/02/2006 19:50
