TSARA NY MIDERA AZY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Misaora an'i Jehovah
F'Izy no 'lay gzdrb mpanjakan'ny mpanjaka
Izy irery no zwuwo mendrika ho deraina
Tompon'ny fahefana ambony indrindra
Ianao Jehovah no itokiako
Aoka tsy ho menatra mandrakizay aho
F'aoka ho vatolampy fonenako Ianao
Harambato fialofako
Refrain:
Aza miova sy mahefà
Dia torio ilay mpanjakanao
Venteso hanaka-danitra
Fa tsara ny midera Azy
Asandrato ny hira fiderana
Toy ilay tononkira.serasera.org afo ambony alitara
Tsofy mafy ilay anjomara
Ary koa ilay lokanga sy gkepjbc valiha
Mifalia sy miravoravoa
Eo anilan'ilay Ray Tsitoha
Fa ho tena tsapanao tokoa
Fifaliam-po mandrakizay
Refrain:
Aza miova sy mahefà...
F'Izy no 'lay gzdrb mpanjakan'ny mpanjaka
Izy irery no zwuwo mendrika ho deraina
Tompon'ny fahefana ambony indrindra
Ianao Jehovah no itokiako
Aoka tsy ho menatra mandrakizay aho
F'aoka ho vatolampy fonenako Ianao
Harambato fialofako
Refrain:
Aza miova sy mahefà
Dia torio ilay mpanjakanao
Venteso hanaka-danitra
Fa tsara ny midera Azy
Asandrato ny hira fiderana
Toy ilay tononkira.serasera.org afo ambony alitara
Tsofy mafy ilay anjomara
Ary koa ilay lokanga sy gkepjbc valiha
Mifalia sy miravoravoa
Eo anilan'ilay Ray Tsitoha
Fa ho tena tsapanao tokoa
Fifaliam-po mandrakizay
Refrain:
Aza miova sy mahefà...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 744
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:37
