ROMBAHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fahasoava bevata tsy bitike
Nandesin-DRagnahary an-tany etoy
Ty Gnanany raike najotsone
An-tany etoy , hagnavotse

Rombaho , rombaho Jesosy zao
Fa I mandigny , mandigny anao
Ka malay fa lomaisa
Tsy hanegne ka hitagne

2) Nahaferignay Lahy Jesosy zay
Fa tranon'omby ro nihaviany
Hagnavotsy anao , hagnavotsy ahe
Hanane zao tolio Jeso

Engao , engao ty fombanao
Ny fomba rate , rate fy atao
Lagnitse ro toliho
Jeso avao ro horiho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Vangy : 289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 17/02/2023 18:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732