JEROSALEMA VAOVAO (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na misamboaravoara ny alon-drano
Ka mampitebiteby ny andin-tsaina
Na dia qpvmzrxt mifofofofo ny rivo-doza
Ka mampivilivily ny sambonay ety
Tsy maintsy ho tody e! tsy maintsy ho tody
Ny dian'ny mpivahiny
Na inona hanjo; Jeso no manda fiarovako
Jeso no tokiko, Jeso no lalana joqi izorako
Jeso hitondra ahy ho ao antanàna
Jerosalema vaovao
Tanàna volamena tononkira.serasera.org fonenan-tsoa,
Mamirapiratr'endrika lapasoa
Io 'lay tanàna vaovao ho vantaninay
Jesosy zoky be mvnxi fitia no mpanjaka ao
Jerosalema ô! Jerosalema ô!
Iriko loatra Ianao
Raha hiala eto aho,
Ka hilaozako izao tontolo izao
Ny foko sy fanahy,
Hitoetra eo Aminao mandrakizay
Ny masoko hahita ny endrikao
Jerosalema vaovao
Edenan'olo-masina, Jerosalema (x2)
Tanànan'ny navotana, Jerosalema (x2)
Fiainan-danitra no ao, Jerosalema (x2)
Ka sambatra izay tonga ao, Jerosalema (x2)
Jerosalema vaovao
Ka mampitebiteby ny andin-tsaina
Na dia qpvmzrxt mifofofofo ny rivo-doza
Ka mampivilivily ny sambonay ety
Tsy maintsy ho tody e! tsy maintsy ho tody
Ny dian'ny mpivahiny
Na inona hanjo; Jeso no manda fiarovako
Jeso no tokiko, Jeso no lalana joqi izorako
Jeso hitondra ahy ho ao antanàna
Jerosalema vaovao
Tanàna volamena tononkira.serasera.org fonenan-tsoa,
Mamirapiratr'endrika lapasoa
Io 'lay tanàna vaovao ho vantaninay
Jesosy zoky be mvnxi fitia no mpanjaka ao
Jerosalema ô! Jerosalema ô!
Iriko loatra Ianao
Raha hiala eto aho,
Ka hilaozako izao tontolo izao
Ny foko sy fanahy,
Hitoetra eo Aminao mandrakizay
Ny masoko hahita ny endrikao
Jerosalema vaovao
Edenan'olo-masina, Jerosalema (x2)
Tanànan'ny navotana, Jerosalema (x2)
Fiainan-danitra no ao, Jerosalema (x2)
Ka sambatra izay tonga ao, Jerosalema (x2)
Jerosalema vaovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 3838
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11
