Miderà anio ry mino (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FFPM 76 – Miderà anio ry mino
…Gloria afaqxmfs in excelsis Deo….
Miderà anio ry mino,
Ny Mpanavotra anareo
Manandrata feo hidera
An’i Kristy Tompo soa
Zanaky ny nmszkuk vehivavy
Nefa Andriananahary
Teraka ho olona
Mba hanavotra anareo
Teraka any betlehema
Ilay btpoh Mpanavotra anareo
3.Aza taitra, matokia,
Manatòna, mihainoa,
Mazotoa, ka avia,
Maneke tononkira.serasera.org ny Tompo soa.
Arahaba, Tomponay ô!
Tompom-pihavananay,
Teraka ho Tomponay;
Tompon'ny fiainanay;
Arahaba, Tomponay!
Ry Mpanavo-dehibe!
…Gloria afaqxmfs in excelsis Deo….
Miderà anio ry mino,
Ny Mpanavotra anareo
Manandrata feo hidera
An’i Kristy Tompo soa
Zanaky ny nmszkuk vehivavy
Nefa Andriananahary
Teraka ho olona
Mba hanavotra anareo
Teraka any betlehema
Ilay btpoh Mpanavotra anareo
3.Aza taitra, matokia,
Manatòna, mihainoa,
Mazotoa, ka avia,
Maneke tononkira.serasera.org ny Tompo soa.
Arahaba, Tomponay ô!
Tompom-pihavananay,
Teraka ho Tomponay;
Tompon'ny fiainanay;
Arahaba, Tomponay!
Ry Mpanavo-dehibe!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 991
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
