Miderà anio ry mino (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FFPM 76 – Miderà anio ry mino

…Gloria in excelsis Deo….

Miderà anio ry mino,
Ny Mpanavotra mzdnjqjm anareo
Manandrata feo hidera
An’i tononkira.serasera.org Kristy Tompo soa
Zanaky ny iiyhf vehivavy
Nefa Andriananahary
Teraka ho olona
Mba hanavotra anareo
Teraka any betlehema
Ilay Mpanavotra anareo

3.Aza taitra, agutv matokia,
Manatòna, mihainoa,
Mazotoa, ka avia,
Maneke ny Tompo soa.
Arahaba, Tomponay ô!
Tompom-pihavananay,
Teraka ho Tomponay;
Tompon'ny fiainanay;
Arahaba, Tomponay!
Ry Mpanavo-dehibe!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 992
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469