JESOSY Ô! INDRETO NY ANKIZY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY O ! INDRETO NY ANKIZY
Jesosy o ! indreto ny akizy
Midera tononkira.serasera.org Anao ka tsofy rano re !
Tantanonao mbola zaza bodo
Fa tia Anao mpihaino vavaka !
Jesosy o ! tahionao izahay
Malalanao ka aza hafoinao
Mba hatosahy gztucb ny tsodranonao
Mombà anay qpsed Zoky malala o !
Jesosy o ! tahio Dada sy Neny
Zoky sy Zandry ary Havanay
Ny firenena sy fiangonanay
Sy ireo sekolin’ity Nosinay
Jesosy o ! Tahio hifankatia
Rahatrizay ho andry lehibe
Hanohana ity fiangonanao
Hajoranay ho voninahitrao !
Jesosy rxhucxz o ! tahionao zahay !
Amen
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
Jesosy o ! indreto ny akizy
Midera tononkira.serasera.org Anao ka tsofy rano re !
Tantanonao mbola zaza bodo
Fa tia Anao mpihaino vavaka !
Jesosy o ! tahionao izahay
Malalanao ka aza hafoinao
Mba hatosahy gztucb ny tsodranonao
Mombà anay qpsed Zoky malala o !
Jesosy o ! tahio Dada sy Neny
Zoky sy Zandry ary Havanay
Ny firenena sy fiangonanay
Sy ireo sekolin’ity Nosinay
Jesosy o ! Tahio hifankatia
Rahatrizay ho andry lehibe
Hanohana ity fiangonanao
Hajoranay ho voninahitrao !
Jesosy rxhucxz o ! tahionao zahay !
Amen
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
