JESOSY Ô! INDRETO NY ANKIZY (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY tononkira.serasera.org O ! INDRETO NY ANKIZY
Jesosy o ! indreto ny akizy
Midera Anao ka tsofy rano yfzipk re !
Tantanonao mbola zaza bodo
Fa tia Anao mpihaino vavaka !
Jesosy o ! tahionao izahay
Malalanao ka aza hafoinao
Mba yojpkumj hatosahy ny tsodranonao
Mombà anay Zoky malala o !
Jesosy o ! tahio Dada sy Neny
Zoky sy Zandry ary Havanay
Ny firenena sy fiangonanay
Sy ireo sekolin’ity Nosinay
Jesosy o ! Tahio hifankatia
Rahatrizay ho andry lehibe
Hanohana ity fiangonanao
Hajoranay ho voninahitrao !
Jesosy o ! tahionao eilzbv zahay !
Amen
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
Jesosy o ! indreto ny akizy
Midera Anao ka tsofy rano yfzipk re !
Tantanonao mbola zaza bodo
Fa tia Anao mpihaino vavaka !
Jesosy o ! tahionao izahay
Malalanao ka aza hafoinao
Mba yojpkumj hatosahy ny tsodranonao
Mombà anay Zoky malala o !
Jesosy o ! tahio Dada sy Neny
Zoky sy Zandry ary Havanay
Ny firenena sy fiangonanay
Sy ireo sekolin’ity Nosinay
Jesosy o ! Tahio hifankatia
Rahatrizay ho andry lehibe
Hanohana ity fiangonanao
Hajoranay ho voninahitrao !
Jesosy o ! tahionao eilzbv zahay !
Amen
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaHits : 844
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
