Aza matahotra (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MATAHOTRA
Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra ianao
F’ Izaho momba anao tsy mahafoy anao, tsy mahafoy anao
Ary aza mierikerika foana na koa miahotra
F’ Izaho eny tononkira.serasera.org Izaho no Andriamanitrao Izaho no Andriamanitrao
Raha reraka ianao dia Izaho, Izaho no hampahery
Izaho hamonjy anao raha toa ianao ka mila ho very
Ny tanan’ny fahamarinako no hintantana anao
Ambany elatra fiadanana no hiarovako anao
Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra echcfyb ianao
Fa izaho eny Izaho no Andriamanitrao Izaho no Andriamanitrao

Fa izaho vptnu momba anao tsy mahafoy anao tsy mahafoy anao

A/C : Seta dwgketqg M. RAMAHEFAHARISON ©Kanton’ny Fanantenana - Février 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVisites : 884
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13