Aza matahotra (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MATAHOTRA

Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra ianao
F’ Izaho  momba anao tsy mahafoy anao, tsy mahafoy anao
Ary aza mierikerika foana na koa miahotra
F’ Izaho eny Izaho no Andriamanitrao  Izaho no Andriamanitrao
Raha reraka ianao dia Izaho, Izaho no hampahery
Izaho hamonjy anao raha toa ianao ka mila ho very
Ny tanan’ny fahamarinako no hintantana anao
Ambany elatra fiadanana no hiarovako anao

Henoy ny Tompo miteny manao hoe aza matahotra ianao
Fa izaho eny Izaho no Andriamanitrao  Izaho no Andriamanitrao

Fa izaho  momba anao tsy mahafoy anao tsy mahafoy anao
Ary aza mierikerika foana na koa miahotra
Fa izaho eny Izaho no Andriamanitrao  Izaho no Andriamanitrao

     A/C : Seta M. RAMAHEFAHARISON     ©Kanton’ny Fanantenana  - Février 2015
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
Hits : 465
Likes : 0 Like
Created by : Jstone
Date : 02/08/2022 00:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1001