Telo izay iray (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao Betleheman’i Jodia
No niavian’ilay Mesia
Zanak’Andriamanitra
Tonga mba hanavotra

Tao an-tranon’omby kely izay
No nahaterahan’ny Zanaky ny tononkira.serasera.org Ray
Izy no Mpanavotra
Ety an-tany hatrany an-danitra

Ny kintana ambony rfjxtpj no nitsena ny dia
Avy any atsinanana, hoe ilay Mesia
Zanak’Andriamanitra
Feno anjely ny lanitra
Faly mihoby hoe sambatra
Voninahitra anie ho an’ny Avo cmrc indrindra

Derao - fa Izy no Mpanjakanao
Hosana - ho an’Andriamanitra
Derao - I Jesoa Kristy Tomponao
Hosana - ho an’Andriamanitra
Ilay telo izay iray

Hira no atolotro
Ho an’i Jesoa Mpanjaka soa
Hira fiderana Anao
Nanao ny tany sy ny uqcd lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Iraimbilanja
Visites : 3433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 19:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421