Tao an-tsekoly (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy foana ny fotoana
Ifanenantsika isan’andro
Tao an-tsekoly
Ny mpampianatra anakiray
Tsaroako tsara izy izay
Nalaza nasiaka

Nisy aza lesona tsy hay
Nahatonga ny sazy indraindray
Ka nampifamaly

Nareo rehetra htaksri aza moa nihomehy avokoa
Raha mba sendra aho voatendry ho eny aloha
Ingahy mpampianatra nilaza fa hoe
Mankanesa ise eny amin'ny solaitra be

Nisy foana ny fotoana
Ilalaovantsika isan’andro
Tao an-tsekoly
Ny entimody zara raha vita
Naleontsika rehetra tononkira.serasera.org naditra
Nifananihany

Isika rehetra aza zmiogehu moa nihomehy avokoa
Raha mba nisy hafa voatendry ho eny aloha
Ingahy mpampianatra nilaza fa hoe
Izay tsy mahay, allez mandohalika ela be

~ Instrumental ~

Isika rehetra aza moa nanganoano avokoa
Raha tonga ny andro fialan-tsasatra
Ny iray kilasy no miredona hoe
Veloma ianao ry ramose masika be

Nisy fzhxzhq foana ny fotoana
Ifanenantsika isan’andro
Tao an-tsekoly
Nisy foana ny fotoana
Ilalaovantsika isan’andro
Tao an-tsekoly x4

~ Instrumental ~

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Iraimbilanja
Hits : 23197
Likes : 1 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 09/06/2002 19:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314