miha-mafana ny tany (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona iza foana
No mbola tsy mahalalala f’efa tapitr’isan-taona
Mihodina ny tany vszmappz e!
Ary ny @ zao fotoana
Mikorontana ny tonon-taona
Tsy fantatro intsony ny vanim-potoana
Bridge:
Tsy honohono na angano
Fantatry ny isan-tokan-trano
Ny fivoaran’ity raharaha ity
Manomboka mandray ny fepetra
Ny firenena rehetra
Zava-doza no efa mihatra
Ref:
Miha-mafana ny tany
Iainantsika izao
Miovaova ny toetr’andro
Iainantsika isan’andro
Ampahafantarina gazety na ny télé sy radio
Fa dgrbqiyi ny olona ihany no mahatonga azy ity e!
Mbola ireo ihany koa no mampianatra antsika ny tokony ho tononkira.serasera.org atao
Hiatrehana an’izao
Bridge:
“Ny mamboly hazo hatrany
No lohalaharana @ izany”
Hoy izy ireo
Fadio ny doro-tanety
Fantany izany fa tsy mety
Hatsaharo sy anuqd fongory
Ref:
Miha-mafana ny tany
Iainantsika izao
Miovaova ny toetr’andro
Iainantsika isan’andro
No mbola tsy mahalalala f’efa tapitr’isan-taona
Mihodina ny tany vszmappz e!
Ary ny @ zao fotoana
Mikorontana ny tonon-taona
Tsy fantatro intsony ny vanim-potoana
Bridge:
Tsy honohono na angano
Fantatry ny isan-tokan-trano
Ny fivoaran’ity raharaha ity
Manomboka mandray ny fepetra
Ny firenena rehetra
Zava-doza no efa mihatra
Ref:
Miha-mafana ny tany
Iainantsika izao
Miovaova ny toetr’andro
Iainantsika isan’andro
Ampahafantarina gazety na ny télé sy radio
Fa dgrbqiyi ny olona ihany no mahatonga azy ity e!
Mbola ireo ihany koa no mampianatra antsika ny tokony ho tononkira.serasera.org atao
Hiatrehana an’izao
Bridge:
“Ny mamboly hazo hatrany
No lohalaharana @ izany”
Hoy izy ireo
Fadio ny doro-tanety
Fantany izany fa tsy mety
Hatsaharo sy anuqd fongory
Ref:
Miha-mafana ny tany
Iainantsika izao
Miovaova ny toetr’andro
Iainantsika isan’andro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 796
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 03/04/2023 22:58
