Maroaty (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanavaly te hinana akanga ’ty Ragnavavy
Nandiatany dra olo maola, mangneto any i Maroaty
Nifagneky nifagnaboatra tononkira.serasera.org dra alahy gny takao
Nalehiko zanany ampela valiny samy nahazo
Misaotra an’i Maroaty aho endre
Misaotra an’i Maroaty
Afaka aho voky akanga lasake aho e
Na fa avy ny vahiny vilin’akanga
Sahira ty Ragnavavy fa zaza lnwueywy ampela
Da nandre mbo nisinjaka tsy vany i Maroaty
Fa nahazo zaza ampela, nahazo valy
Diaso eky i Maroaty, e diaso fa mbo zaza io
Valiko, valy vilin’akangako
No fa be gny figneza, da avy i Maroaty
Angala ny vidin’akanga a eza pwnxef sasy
Nilefa eran-tana hatragnaty ala
Fa malaina an’i Maroaty hamono mqeau tena
Malaina an’i Maroaty aho endre
Malaina an’i Maroaty
Nao Maroaty malaina anao ny zanako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 10481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/09/2002 18:59