Sentom-poko (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SENTOM-POKO

Ny sentosentom-poko
Sy ny ratrako anaty
Avelao ireny hijanona ho ahy
F'aza ho entinao mankany
Sao dia hmcfe hanimba, sy vao maika hampijaly
Izato fiainanao iriko ho faly
F'aza rarahinao akory ny ahy

Modio tsy jerena, ity foko onena
Angamba efa jambena toa tsy haharay tena
Iriko tsy handatsa na hamoha ny lasa
Avelao ny foko ho rotidrotika
Fa rehefa reraka slutonu izy hilofika,

Natokana izy angamba
Ho akaikin'ny fahatsiarovana
Mampisento sy mahatorovana
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao
Fa raha ny amiko sy ny momba gowkrz ahy rehetra
Aza atao manapoizina ny fiainanao

Modio tononkira.serasera.org tsy jerena

A/C: JOSE, HANITRA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 1108
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 21/02/2020 11:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2397