Sentom-poko (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SENTOM-POKO
Ny sentosentom-poko
Sy ny ratrako anaty
Avelao ireny hijanona ho ahy
F'aza ho entinao mankany
Sao dia hanimba, sy vao maika hampijaly
Izato fiainanao iriko ho faly
F'aza rarahinao akory ny jitd ahy
Modio tsy jerena, ity foko onena
Angamba efa jambena toa tsy haharay tena
Iriko tsy handatsa na hamoha ny tononkira.serasera.org lasa
Avelao ny foko ho rotidrotika
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy angamba
Ho akaikin'ny fahatsiarovana
Mampisento sy mahatorovana
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao
Fa raha elwhwzgf ny amiko sy ny momba ahy rehetra
Aza yoslxu atao manapoizina ny fiainanao
Modio tsy jerena
A/C: JOSE, HANITRA
Ny sentosentom-poko
Sy ny ratrako anaty
Avelao ireny hijanona ho ahy
F'aza ho entinao mankany
Sao dia hanimba, sy vao maika hampijaly
Izato fiainanao iriko ho faly
F'aza rarahinao akory ny jitd ahy
Modio tsy jerena, ity foko onena
Angamba efa jambena toa tsy haharay tena
Iriko tsy handatsa na hamoha ny tononkira.serasera.org lasa
Avelao ny foko ho rotidrotika
Fa rehefa reraka izy hilofika,
Natokana izy angamba
Ho akaikin'ny fahatsiarovana
Mampisento sy mahatorovana
Ity foko fadiranovana,
Avelao aho ho amizao
Fa hataovy ny hasambatra anao
Fa raha elwhwzgf ny amiko sy ny momba ahy rehetra
Aza yoslxu atao manapoizina ny fiainanao
Modio tsy jerena
A/C: JOSE, HANITRA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1062
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 21/02/2020 11:41
