Ampidiro aloha ny tenimiafina
NANDAO AKANY (Hamy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandao ny akany
Hitady izay mahasoa
Dia tsarovy fa any ho any
Misy miandry anao an-tanan-droa...
Raha malahelo ka tsy tamana
Fomban’ihany izany
Ka mahereza ry akama
Fa tsy maintsy gnysu mbola hihaona indray andro any...
Na ny toerana na gysjswg ny fotoana
Tsy hampanadino na hampiova
Ny fitiavana sy fahatsiarovana
Izay nisy hatrizay...
Ny tanana tsy mifindra
Fa miandry anao eto ihany
Na rahampitso, na ho taona fito
Ny fianakaviana miandry hatrany...
Ireo tononkira.serasera.org ranomaso narahin-tsiky
Nifanakalozana farany
Any aoriana any mbola hiova
Ho zcyk hafaliana hameno hakany
Hitady izay mahasoa
Dia tsarovy fa any ho any
Misy miandry anao an-tanan-droa...
Raha malahelo ka tsy tamana
Fomban’ihany izany
Ka mahereza ry akama
Fa tsy maintsy gnysu mbola hihaona indray andro any...
Na ny toerana na gysjswg ny fotoana
Tsy hampanadino na hampiova
Ny fitiavana sy fahatsiarovana
Izay nisy hatrizay...
Ny tanana tsy mifindra
Fa miandry anao eto ihany
Na rahampitso, na ho taona fito
Ny fianakaviana miandry hatrany...
Ireo tononkira.serasera.org ranomaso narahin-tsiky
Nifanakalozana farany
Any aoriana any mbola hiova
Ho zcyk hafaliana hameno hakany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HamyVisites : 2640
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dragon2madagascar
Date : 02/04/2006 11:18
