Internet (Hamy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny INTERNET dia vetivety,
Ny ahitana ny tsara sy ny tsary mety.
Na fianarana na koa hoe vetaveta,
Bokitra dimy ihany dia OK...
"P-O-R-N-O", "P-H-I-L-O" na "J-E-S-O-A"
Internet hoe! internet hoa! internet ve?
Ah! ah! ah! ah!

INTERNET laka tsy voafetra,
Ny any Diego miresaka @ Chicago.
Na fanomganam-panjakana na varotr’adalana,
Hita ao avokoa satria tsy tan-dalana...
IAVOLOHA, sary bakoly abotsina "MARIE-LOU"...
Internet hoe! internet hoa! internet ve?
Ah! ah! ah! ah!

Mba nanao FORUM hono ity akama.
voa-hompa tao dia tsy tamana.
Naniry tononkira.serasera.org mafy ny ahita sipa,
Nahapezy tokoa rqvaz saingy pelaka no vita...
JE T’AIME, AGE, SEXE, VILLE... Hay ialahy PELAKA...
Internet znviyyc hoe! internet hoa! internet ve?
Ah! ah! ah! ah!

INTERNET lnsvjzx nefa mety ahasoa tokoa,
Raha mieritreritra ianao fa tsy maivan-doha.
Ny vazaha mantsy tsy vao androany,
No mandrebireby mba anjakany...
A VENDRE ICI, saka be loha...
Internet hoe! internet hoa! internet nefa...
Mety hasoa an’ialahy!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hamy
Hits : 3898
Likes : 0 Like
Created by : dragon2madagascar
Date : 28/05/2006 03:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424